Eklablog Tous les blogs
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Publicité

CELEBRATION DE LA REPUBLIQUE 4

RDV Jeudi 11 Décembre 2014 eo amin'ny tokotany malalaky ny INJET Ambodivona. Miaraka amin'ny loko voalomboasary isika hamerina ny hasin'ny tolona 2009, hanamarika ny nametrahana ny repoblika faha-4 ary hihaona amin'ilay mpitari-tolona tamin'ny 2009 izay tsy iza fa ny filoha hajaina Andry RAJOELINA.

 

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article