Eklablog Tous les blogs
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Publicité

FILOHA RAJOELINA: FAHENDRENA SY FITIAVANA AN' I MADAGASIKARA

FANAMBARANA NATAON'NY FILOHA RAJOELINA

...Mipetraka ho vahaolana ho an’ny Firenena ny tenako androany ary ho vahaolana ho an’ny Firenena rahampitso...

 

...Noho izany, ny fahendrena sy ny fandeferana no lova sy ohatra tsara apetratsika ho an’ny Taranaka faramandimby...

 

...Izany no fomba anehoako ny fitiavan-tanindrazana ho anao ry Malagasy Namako...

 

...Nametraka fitokisana tamiko ianao. Koa aza manahy na malahelo, fa miaraka mijery lavitra sy mibanjina ny ho avy isika...

 

Misaotra anao izahay, mpiara-mitolona aminao hatrizay ka hatramin'izao, Andriamatoa Filoha, hoy izahay aminao hoe:

Ce n'est qu'un aurevoir Monsieur le Président, l'avenir nous appartient...

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article