Eklablog Tous les blogs
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Publicité

FANAMBARANA

Ny Tanora Malagasy Vonona Ivelany na ny TGV Extérieur izay nitolona nanomboka ny taona 2009 ka hatramin'izao niaraka tamin'ny Filoha Andry Rajoelina dia tonga nitondra ny anjara biriky tamin'ny fampielezan-kevitra momba ity fifidianana ity.

Ny TGV Extérieur dia manainga mavesatra ny Malagasy liampivoarana sy hanafoana ny jadona mba ho tonga hifidy ny zoma 20 desambra 2013 ho avy izao.

Raiso an-tanana ry Malagasy ny andraikitrao ary aza avela ny hafa no haneho ny safidinao!

Tokana ihany ny teninay TGV Extérieur:
Fidio ny MAPAR ''Miaraka amin'ny Prezida Andry Rajoelina'',

Fidio i Hery Rajaonarimampianina laharana faha 3...

Tsy maintsy mandresy ny TOLONA.

Organès Rakotovao Filohan'ny TGV Extérieur.

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article