Eklablog Tous les blogs
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Publicité

FISAORANA

 

Andriamatoa Rakotovao Organès ,
filohan’ny TGV EXTERIEUR  (TGV ivelan’i Madagasikara)
sy ireo KOMITY MPANOHANA an’i HERY RAJAONARIMAMPIANINA  avy any Frantsa
(comité de soutien De HERY RAJAONARIMAMPIANINA en France)  dia :

- Maneho Fisaorana manokana ny Filohan’ny Tetezamita 
Andriamatoa Andry Rajoelina.

-Maneho Fisaorana mitafotafo ny filohan’ny « Hery vaovao ho an’i Madagasikara »,
Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina.

-Maneho ny fisaorana sy fankasitrahana ary fankatelemana ny vahoaka Malagasy
tsy misy ankanavaka, indrindra fa tamin’ireo Faritra maro nolalovana
nanaovana ny fanohanana : Boeny, Melaky, Menabe , Atsimo Andrefana sy ireo maro tsy voatanisa.

-Tsy very an-jambany  akory ny ezaka nataontsika fa fanohizana
hatrany ny TOLONA ary tsy hikely soroka isika fa hifanohana sy
hifanampy  amin’ny fanatanterahana ireo fanamby sy velirano izay
napetraka nanomboka ny taona 2009, hampisy fiovana eto MADAGASIKARA.

Mirary fety faran’ny taoana sambatra sy taona vaovao 2014 ny vahoaka Malagasy rehetra izahay!
ao anatin'ny fitoniana tanteraka eo ampiandrasana ny valim-pifidianana.
 
Ny Filohan’ny Tanora Malagasy Vonona  Ivelany na TGV EXTERIEUR,
                                                           Andriamatoa RAKOTOVAO Organès.
Organès, Alice et Andry au QG HERY VAOVAO d'Antanimena.
Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article