• Rinah Rakotomanga - Dans son nouveau bureau Ambassade de Madagascar à PARIS Lundi 18 Mai 2009


  • Commentaires

    1
    isika
    Mercredi 27 Mai 2009 à 09:31
    Rinah
    misaotra ny mpitolona HAT eto Paris @izao fametrahana an'i Rinah ao amin'ny toerana izao.Ny "MADAGASIKARA MIRAY" taritin'i Lalaina sy Martio no tena isaorana fa manao ny an'izy ireo tsy ho zavtra @izao tolona izao.
    2
    MARY
    Mercredi 27 Mai 2009 à 13:27
    Tsy mila Rinah
    D maninona izao raha tsy mandainga sy mamorina!ny fakana sary ao anatin'io birao io angaha midika inona!mbà menatra,na d efa zatra manao amboletra sy fomba jiolahy aza ianareo tarika tgvendrana ireo,any Antananan'olona avy no tsy mahalala menatra sy tsy mahay mihaina!izay gasy vitsy an'isa aty andafy v no manaiky io vehivavy tsy maontina io,izahay aloha tsy mila an'io ho conseillere zany mihitsy e!ny azy ny v..y no ampiadina,hakana toerana!
    3
    Nia
    Mercredi 27 Mai 2009 à 19:19
    Dia mbola mamahan-dalitra hatrany
    dia mbola mamahan-dalitra hatrany ve ny hat e ? Dia maninona nefa no mandainga tahakizao ? Ekena fa io ny sary , saingy sary nalaina t@ izy nidongy toerana io fa tsy sary vao le 18 Mai zany ! aiza re zany e ??
    4
    bebera601
    Jeudi 28 Mai 2009 à 21:45
    IO NY ANAY
    Dia inona zao fialonana lava inty e!! Io indray no izy .Angaha ho mandrakizay ny fipetrarana ao@ ambasady. Tsy ra8 intsony anie zao e !!ka hoe hitondra mandra-pahafaty. Mme RINAH NY ANAY ZAO . DIA BLOQUE-VO NAREO INDRAY , AMIN'IZAY TSY HISY HANAO VACANCES NY MALAGASY HAMPIDITRA DEVISE HO AN'NY FIRENENY . TSY MISIANA .
    5
    zara
    Mardi 2 Juin 2009 à 18:11
    grand succès pour la HAT
    Miarahaba Atoa Rajoelina, tohizo fa mety hatrizao ny ataona. Malahelo ny tenanay tsy afaka nahita sy nanatrika ny fandalovanao teo Roissy, fa faly kosa miaraka amin'ireo hita eo @ sary ireo .Sady " happy birthday to you" Soa fa betsaka ny Malagasy misaina ka manaja tena tsy manao toy ireo sasany izay mahamenatra ; satria mala helo toerana ve izy ireo dia manaonao foana? mankasitraka sy manka telina ..........Misaotra
    6
    zara
    Mardi 2 Juin 2009 à 18:11
    grand succès pour la HAT
    Miarahaba Atoa Rajoelina, tohizo fa mety hatrizao ny ataona. Malahelo ny tenanay tsy afaka nahita sy nanatrika ny fandalovanao teo Roissy, fa faly kosa miaraka amin\'ireo hita eo @ sary ireo .Sady \" happy birthday to you\" Soa fa betsaka ny Malagasy misaina ka manaja tena tsy manao toy ireo sasany izay mahamenatra ; satria mala helo toerana ve izy ireo dia manaonao foana? mankasitraka sy manka telina ..........Misaotra
    7
    zara
    Mardi 2 Juin 2009 à 18:12
    grand succès pour la HAT
    Miarahaba Atoa Rajoelina, tohizo fa mety hatrizao ny ataona. Malahelo ny tenanay tsy afaka nahita sy nanatrika ny fandalovanao teo Roissy, fa faly kosa miaraka amin\\\'ireo hita eo @ sary ireo .Sady \\\" happy birthday to you\\\" Soa fa betsaka ny Malagasy misaina ka manaja tena tsy manao toy ireo sasany izay mahamenatra ; satria mala helo toerana ve izy ireo dia manaonao foana? mankasitraka sy manka telina ..........Misaotra
    8
    Sandy
    Jeudi 4 Juin 2009 à 02:24
    Rinah
    Rehefa resy dia miala mahalala mangina fa matoa niparitaka dia tsy nahay niaina sy nitondra izany. Homano ny sovaly manaraka hiazakazaka fa tsy mila an'i Dada Rabe hiverina intsony ny anka-maroan'ny olona nampahantrana izay betsaka noho ny mpangalatra volam-bahoaka.Ny porofo dia mandeha kokoa ny asam-panjakana amin'izao fotoana izao ary rava ny fitondrana JADONA izay teo @ heriny tokoa!Ny miaramila sy ny mpiasam-panjakana anie ka nohitsakitsahina ny Zony t@ andron'ny TIM e!Jereo ny constitution novain'ny Ra08 t@ 2008.Avelao ny HAT hiasa fa efa nilaza i TGV fa tsy hilatsaka e!!Tazony @ teniny izy ka aza fidiana raha mivadika. On dit Dehors pas Déhors ry saritaka a!! Ary DEHORS NY TIM et Cie fa tsy ny HAT!!!
    9
    miadana
    Mardi 9 Juin 2009 à 10:11
    courage
    Ela izay no nanaovanareo anti-tgv lazon'ady, ampy angamba izay. Izaho aloha dia midera ny herim-pon'i Rinah, vehivavy nefa nanaovan'ireo tsy mataho-tody fomba tsy mendrika sy mamoafady tsy faseho masoandro. Mba entim-po ihany ny tenanay satria fomba ratsy fanaon'ny mpomba an-dRavalo efa hatratamin'ny 2002 io ataony. Mpivavaka hono nefa faly ny hitsara ivelany fotsiny. Rehefa resy mba mahaiza mipetraka fa tsy hiantso miaramila avy any ivelany. Zay fa aza matahotra akia Rinah fa eo izahay homba sy hiaro anao.
    10
    miadana
    Mardi 9 Juin 2009 à 10:14
    courage
    Ela izay no nanaovanareo anti-tgv lazon\'ady, ampy angamba izay. Izaho aloha dia midera ny herim-pon\'i Rinah, vehivavy nefa nanaovan\'ireo tsy mataho-tody fomba tsy mendrika sy mamoafady tsy faseho masoandro. Mba entim-po ihany ny tenanay satria fomba ratsy fanaon\'ny mpomba an-dRavalo efa hatratamin\'ny 2002 io ataony. Mpivavaka hono nefa faly ny hitsara ivelany fotsiny. Rehefa resy mba mahaiza mipetraka fa tsy hiantso miaramila avy any ivelany. Zay fa aza matahotra akia Rinah fa eo izahay homba sy hiaro anao.
    11
    kaliana
    Mardi 9 Juin 2009 à 20:25
    felicitation
    Manararaotra eto miarahaba an'i Andry nahavita ny tsy vitany rehetra; efa impiry moa na ny mpiara miasa akaiky t@ ity ravalo ity aza , no efa naniry mafy ny hanova zavatra, saingy tsy tanteraka;izao tanteraka ny faniriana:niala an-tsitrapo tsy noterena ilay BANDY NANDRA sy DONDRONA Ny ministra mpiara miasa taminy moa dia kivy mihitsy fa tsy nisy fantany izay resaka natao taminy, maro ny mpanao gazety gaga @hadondronany ity ra8 Izao avotra ny voninahitry madagasikara, misaotra andriamatoa Andry Mino aho fa mba arahinao maso ireo dossier mikasika fanamboaran-dalana , ny marchés publics azony orinasany ra8 t@ fomba tsy aradalana Fanirianay vahoaka nianjadiany didy jadona izany satria nisy maty tany amponja nigadra tsy ara drariny ny havanay satria saika hanankarena noho i Ravalo raha nahazo marchés fanamboaran-dalana teo ka nofingampinganina , ka miandry ny rariny izahay manantena sy matoky anao atoa RAJOELINA
    12
    Mercredi 17 Juin 2009 à 14:49
    felicitation
    felicitation à HAT et à RINAH. que dieux nous benisse et notre pays aussi, zehey fa hempaka t@ jaly pendant 7ans , ça suffit .laissez nos tgv faire leurs travails et arreter de delirer,ils ne sont là que 4 mois. TRAFONKENA MAHIA! AMBAVA HOMAGNA AMPO MIHERITRERITRA.
    13
    ramaronisa
    Jeudi 18 Juin 2009 à 19:37
    MB AMENATRA
    tsy mahalala menatra ve ianao ramatoa ity mangalatra toerana amin'ny ts rariny sy ny hintsiny aty an-tanin'olona aty ???
    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :