• Ny Tanora Malagasy Vonona Ivelany na ny TGV Extérieur izay nitolona nanomboka ny taona 2009 ka hatramin'izao niaraka tamin'ny Filoha Andry Rajoelina dia tonga nitondra ny anjara biriky tamin'ny fampielezan-kevitra momba ity fifidianana ity.

    Ny TGV Extérieur dia manainga mavesatra ny Malagasy liampivoarana sy hanafoana ny jadona mba ho tonga hifidy ny zoma 20 desambra 2013 ho avy izao.

    Raiso an-tanana ry Malagasy ny andraikitrao ary aza avela ny hafa no haneho ny safidinao!

    Tokana ihany ny teninay TGV Extérieur:
    Fidio ny MAPAR ''Miaraka amin'ny Prezida Andry Rajoelina'',

    Fidio i Hery Rajaonarimampianina laharana faha 3...

    Tsy maintsy mandresy ny TOLONA.

    Organès Rakotovao Filohan'ny TGV Extérieur.


    votre commentaire
  • Hipetraka tsy ho ela eto ny fanambarana navoakan ny TGV Ext anio avy any Antananarivo !


    votre commentaire
  • POUR SOUTENIR ACTIVEMENT LE CANDIDAT NUMERO 3 HERY RAJAONARIMAMPIANINA, LA DIASPOLITIQUE S'ENGAGE!

    JIM FRANCE, GFFM FRANCE, RINAH RAKOTOMANGA, BENJA ANDRIANAVALONA, JACQUES RALITERA, LEADER FANILO FRANCE, ADRIEN RAKOTONIRINA, CESAR FRANCE, ALLIANCE MALAGASY DISPO, HERY VAOVAO FRANCE, TGV EXTERIEUR, OMAR RAMDANY, ROBERTO MAMPIHONGO, RADOMAHALEO HAJARISOA...

    HERY VAOVAO ET TGV EXTERIEUR, CONCENTRES A L'ECOUTE DE L'INTERVENTION TELEPHONIQUE DE HERY RAJAONARIMAMPIANINA

    SALLE DE REUNION SALON CYPRES PORTE D'ITALIE LE 30 NOVEMBRE 2013.

    Un seul mot d'ordre faire gagner le candidat N°3!


    votre commentaire
  •  AO ANATIN'NY MANGIDY NO MISY NY MAMY



    votre commentaire
  •         


    votre commentaire


    Suivre le flux RSS des articles de cette rubrique
    Suivre le flux RSS des commentaires de cette rubrique